Entry (1/3) | 1 raha |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitarika fehezan-kevitra izay milaza fepetra iankinan' ny fahatanterahan' ny fehezan-kevitra iray hafa: Raha mihira ianao dia homeko vola |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] when, if 5 [1.2] as for, since 6 [1.7] when and if |
Explanations in French |
7 [1.3#498, 1.8] si, quand 8 [1.3#498] lorsque |
Examples |
9 raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [2.470] |
Analogs | 10 fony, nony, rehefa |
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/3) | 48 raha |
Part of speech | 49 noun |
Explanations in Malagasy |
50 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
zavatra 51 [1.78] [Tanala] anona 52 [1.1] Teny fahita indrindra any anindran-tany entina hilazana fanahy tsy fantatra, izay matetika manimba na mety hanimba: Misy raha ao anatin' io rano io Teny ilazana izay tsy tiana na tsy hay holazaina mazava tsara: Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha |
Explanations in English |
53 [1.2#488] [Provincial]
for raharaha and zavatra |
Explanations in French |
54 [1.3#498] [Provincial]
chose, comme zavatra 55 [1.13] substance 56 [1.405] [Sakalava-Mayotte] quelque chose, chose, objet |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 78 Proverbs containing the word raha |
Entry (3/3) | 79 Raha |
Elementary words | 80 raha |
Part of speech | 81 name (poem title) [Full list] |
Vocabulary |
82 Literature: poems |
Author |
83 Ratany Samuël |
Full text |
|
Anagrams | 118 hara, hara-, raha, Raha |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |