|
|
|
|

Entry (1/2)1  rafitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fiasanany hazo hanaovana fanaka, trano: Anisan' ny taozavatra ilaina tokoa ny rafitra
4 Fomba iasana ny hazo mba hanaovana azy ho fanaka, trano...: Tsara rafitra ity latabatra ity
5 Fikambanan' ny zavatra maro ho tenan-javatra iray: Mahatalanjona ny rafitry ny tenan' ny olombelona
6 Fitaovana fanaovana rafitra: vankona, raboha, dalompy, tsofa, didiravina, homamanta, tantanana, famoalaka, torosy, tandra, fandraka (fandradahy, fandrabavy), vahoho, fively, fively fandraka, filamatra, hazomahitsy, famaky, tsimaka, lamisy, rivodahy
7 Fomban-drafitra: am-panoa, andahiny, ambaviny, barazedra, sokitra, torihisatra, koronosy, fehimbarika, filiro, saridiseza [1.1]
Explanations in English  8 carpenter's work, masonry, brickwork [1.2]
9 construction work, a construction; carpentry [1.7]
Explanations in French  10 ouvrage de charpenterie, de menuiserie, de maçonnerie, de mécanique, ajustage des pièces d'un même tout, construction d'un ouvrage, d'une maison, d'un pont, d'une machine [1.3]
11 menuiserie; construction, charpente [1.8]
Examples  12  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  31  34 combinations of that word
Proverbs  32  Proverbs containing that word

Entry (2/2)33  rafitra
Part of speech  34  adjective
Explanations in Malagasy  35 Manomboka: Tamin' izay, rafitra ny ady
36 Raikitra: Rafitra ady Isambilo sy Ibalita
37 Mikatroka... avy hatrany, ombika: Rafitra nifampitolona izy roa lahy. [1.1]
Explanations in English  38 at variance, broken out, as a quarrel [1.2]
Explanations in French  39 qui en vient aux mains, qui entreprend un travail, qui s'y applique: Tamin' izay rafitra ny ady (Alors la bataille, la dispute commença) ~ Rafitra ady izy roa vavy (Ces deux femmes commencent à se disputer) ~ Rafitra nifamono izy roa lahy (Ces deux individus se mirent à se battre) ~ Rafitra amin' ny asa izy roa lahy (Ils travaillent tout de bon tous les deux) [1.3]
Examples  40  rafitra tamin' ity herinandro ity ny ady amin' ny Frantsay sy ny Alemana, ary koa amin' ireo firenena anman' ny ankilany sy andaniny avy. [2.472]
All compound words  41 rafitra mandihy

Anagrams  42 faratry, 43 faritra, 44 firatra, firàtra, rafitra, 45 rifatra

Updated on 2025/12/23