Entry rado
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [1.1]
Explanations in English A particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [1.2]
Explanations in French Collier de perles, d'or ou d'argent [1.3]
Examples 
1Rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [2.1022]
2Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]
Derivatives 

Entry Rado
Part of speech name (pseudonym) [full list]
Explanations in Malagasy Solon' anaran' i Andriamanantena Georges [3.1]
Literary works Etsy, matoria
Lapan' ny tananan' Antananarivo
Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany 2002
Tables and plates Pen names of Malagasy writers

Anagrams 

Updated on 2023/02/20