Entry poa toy izay
Elementary words poa ; toy ; izay
Part of speech locution
Explanations in Malagasy [ poatoizay ] Miaraka amin' izay, miaraka amin' ny vava [1.1]
Explanations in English In an instant [1.7]
Explanations in French [ poa toa izay ] Le temps de dire Poa ou de cracher, en un instant [1.3]
 En un instant, le temps de faire le bruit de cracher [2.415]
 Immédiatement [1.8]
Examples 
1Poa toy izay dia feno riaka ny lalana [2.117]
2Poatoizay dia vaky ny varavaram-ponja [2.472]
3Poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany [2.442]
4Poa toa izay foana, dia vita toy ny taloha ny volony [2.357]
5Poa toa izay dia nitombo ny isan' ny trano teto an-tanàna [2.445]
6poa toy izay koa dia maty - Poa toy izay koa no anoloana ny simba [2.332]
7Poa toy izay ery izy manao ireny, ny ankizy moa asainy manampy azy rahateo. [2.470]
8Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga / Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga [2.928]
9Rehefa izany dia noredonin' ny mpitsoka sodina haingana ny "Afindrafindrao" ka poa toy izay ny famonjena laharana [2.285]
Other spellings 

Updated on 2023/07/26