Entry | poaketra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [anglisy pocket] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poaketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1] | |
Synonyms | poketra | |
Origin | English: pocket. | |
Anagrams | poaketra, poretaka |
Updated on 2023/04/23 |