Entry poketra
Part of speech   noun
English definition   the ankle bone. See kitrokely [Richardson 1885]

Entry poketra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [Rajemisa 1985]
English definition   a purse, a handbag, a small portmanteau [Richardson 1885]
Examples   Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia. [Andraina: I Vola, page 57]
Morphology  
poketra
poketrako
poketranao
poketrany
poketratsika
poketranay
poketranareo
Origin   English: pocket.
Other spellings  

Updated on 2014/10/22