Entry pnemônia
Part of speech noun
Malagasy definition Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [Rajemisa 1985]
 karazana aretin'ny havokavoka [SLP 1986]
French translation pneumonie [SLP 1986]
Vocabulary 
Origin French: pneumonie.
Synonyms amonia ~ tevika

Updated on 2020/07/31