Entry pivalanana > fivalanana (valana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina [Rajemisa 1985]
English translation The descent of a river [Richardson 1885]
Antonyms 
Analogues  anava

Entry pivalanana > fivalanana (valana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
Mitovy hevitra: diky ~ tay [Rajemisa 1985]
French translation  [Betsileo, Merina] (racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir fampivalanana, plus correct). [Boiteau 1997]
Vocabulary