Entry fivalanana (valana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina [1.1]
Explanations in English The descent of a river [1.2]
Explanations in French Le cours d’une rivière [1.3]
Antonyms 
Compound words 
Analogs  anava

Entry fivalanana (valana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
Mitovy hevitra: diky ~ tay [1.1]
Explanations in French Lieux d'aisance, purge, excréments [1.3]
  [Betsileo, Merina] (racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir fampivalanana, plus correct). [1.196]
Examples Tazo sy ny fivalanana no aretina tena mamely azy ireo. [2.445]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/02/27