Entry | pitranga > fitranga (tranga) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mitranga, izany hoe miseho lany: Ny fitrangan' ny volana avy any atsinanana [1.1] | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word fitranga | |||
Anagrams | fangitra, fitranga |
Entry | pitranga > fitrangana (tranga) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | fanatringa, fitrangana |