Entry fitrangana (tranga)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05