Entry pataloa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
Explanations in English Trousers. See saroaly [1.2]
 [ pataloha ] Trousers [1.7]
Explanations in French [ pataloha ] Pantalon [1.3]
 [ pataloha ] Pantalon [1.8]
Examples 
1Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany. [2.472]
2Ny vodim-pataloa rovitra, ny lohalika feno ratra, ny kapoka mandrivorivo azo. [2.117]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : pataloa, pataloako, pataloanao, pataloany, pataloantsika, pataloanay, pataloanareo, pataloan', pataloan-, pataloam-
Derivatives 
 
Compound words 
Origin French: pantalon.
Other spellings 

Updated on 2023/10/07