Entry parasy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy
Mitovy hevitra: parapandy ~ parasaingy [1.1]
Explanations in English A flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.] [1.2]
 A flea [1.7]
Explanations in French Puce [1.3, 2.415, 1.8, 1.13]
 Se disait des parasites [2.415]
Examples Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina. [2.472]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/06/07