|
|
|
|

Entry1  oviana
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1]
Explanations in English  4  When? (of past time) [1.7]
Explanations in French  5  Interrogatif, quand? (temps passé) [1.8]
Examples  6  Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara? [2.5]
Derivatives 
7  Adverbs :
Compound words 
Tables and plates  9  All the adverbs

Anagrams  10  anavio, anivao, aviona, iovana, oviana, voaina

Updated on 2023/10/26