|
|
|
|

Entry1  oran-kerinandro
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Orana maharitra mandritra ny hafitoana, izay fahita indrindra eo amin' ny volana Fevrie na Marsa [1.1]
Synonyms  4  laifito, oran-kafitoana
Elementary words  5  orana, herinandro

Updated on 2023/05/17