Entry | herina | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy ¶ Herinandro, herintaona [Rajemisa 1985] | |||
English translation | a turn, a return [Hallanger 1973] | |||
French translation | retour à [Marre: Grammaire] | |||
demi-tour, retour [Hallanger 1974] | ||||
Derivations |
| |||
Analogues | herinandro ~ herintaona | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |