Entry oran-kerinandro
Elementary words orana ; herinandro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Orana maharitra mandritra ny hafitoana, izay fahita indrindra eo amin' ny volana Fevrie na Marsa [1.1]
Synonyms laifito ~ oran-kafitoana

Updated on 2023/05/17