Entry ora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [1.1]
 Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [1.13]
Explanations in English An hour [1.2]
Explanations in French Heure [1.13]
Examples 
1Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [2.324]
2Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 
Origin English: hour. Latin: ora.
Proverbs 
Articles 

Entry ora-
Part of speech morphological form of orana
Examples 
1Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [2.415]
2Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415]

Anagrams 

Updated on 2023/08/03