Entry onjany > onja
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana
Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana [1.1]
Explanations in English A wave. See alon-drano. [1.2]
 A wave [1.7]
Explanations in French Vague, onde [1.8]
Examples Mitopatopa ny onja vaventy. [2.471]
Derivatives 
Compound words 
Hyponyms Pitik' onja (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Anagrams 

Entry onjany > onjaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikapohana amin' ny langilangy araka izay tratran' ny aina; fikapohana ny fotaka na ny tanimanga mba hadity tsara. [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 

Anagrams