|
|
|
|

Entry1  fanonja
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana
Root  4  onja
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :

Anagrams  7  afonjan, fanjona, fanonja, nafonja

Updated on 2025/01/21