Entry | 1 onena |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny |
Explanations in English |
4 [1.2] low-spirited, dejected. It governs the accusative case. 5 [1.7] to feel sorry for someone |
Explanations in French |
6 [1.3] Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours) 7 [1.8] avoir pitié |
Examples |
8 onena ny fahadalako izy. [2.471] 9 onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [2.5] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Derivatives |
|
Analogs | 14 antra, malahelo, ngoaina, hontsa, toroaty, mangotikaaty, manotikanykibo, mangoraka, mangorapo, mitsetra, mitsepo, mifaditrovana, mamelovelofo |
Anagrams | 15 anone, aonen, naone, onena |
Updated on 2020/07/31 |