Entry ondranondranana (ondranondrana (ondrana))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny? [1.1]
Explanations in English Silly, half-witted. [1.2]
Examples Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho. [2.5]
Synonyms ondranana
Proverbs 

Updated on 2023/04/10