| Entry | 1 ondam-body |
| Elementary words | 2 ondana, 3 vody |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 [Tanala] akalam-bory, seza bory: Laha mijaka ñy momba anahy sy anao io ondam-body nipetrahantsiana io dia asa mandy (raha niteny ny momba ahy sy anao io akalam-bory nitoerantsika io dia asa fotsiny)
[1.78] 6 ondan-tseza fipetrahana [1.1] 7 [ondambody] [Antemoro] Ondana atao hipetrahan' ny olona nasaina [1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|