Entry (1/2) | 1 ompana |
Root | 2 ompa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. |
Explanations in English |
5 [1.2] to be reviled, to be abused. 6 [1.7] to be abused with foul language |
Explanations in French |
7 [1.3#464] à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste 8 [1.8] à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 ompana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra |
Explanations in French |
19 [1.3#465] action d'attacher des objets ensemble |
Derivatives |
|
Anagrams | 23 ampo~na, anompa, aompan, mañapo, mañopa, mpanao, mpanoa, naompa, ompana, panoam, pañoma |
Updated on 2023/09/08 |