Entry aompana (ompana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy
Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1]
Explanations in English To be tied to. [1.2]
Morphology 
Present : aompana, aompako, aompanao, aompany, aompantsika, aompanay, aompanareo, aompan', aompan-, aompam-, aompa-
Past : naompana, naompako, naompanao, naompany, naompantsika, naompanay, naompanareo, naompan', naompan-, naompam-, naompa-
Future : haompana, haompako, haompanao, haompany, haompantsika, haompanay, haompanareo, haompan', haompan-, haompam-, haompa-
Imperative : aompano

Anagrams 

Updated on 2023/04/10