Entry | ombam > ombana (omba) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be accompanied by, to be associated with. [1.2] | ||||||||
To be covered, to be protected [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on couvre, qu'on protège [1.8] | ||||||||
Examples | Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana.
[2.442] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Hyponyms | |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ombana | ||||||||
Anagrams | ambano, anambo, banoma, manabo, naomba, ombana |
Entry | ombam > omba | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] fiarahana [1.78] | ||||||||||||
Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1] | |||||||||||||
Explanations in French | Action de suivre, d'aller ensemble Action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Entry | ombam > omba | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Action de couvrir, d'envelopper Action de protéger [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Entry | ombam > omba | ||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] inoana [1.78] | ||||||||||||
Entry | ombam > omba | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny Olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78] | ||||||||||||
Entry | ombam > omba | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Sangomby [1.78] | ||||||||||||
Anagrams | ambo, mabo, mbao, omba |