Entry |
omba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
fiarahana
[1.78]
|
| Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1]
|
Explanations in French | Action de suivre, d'aller ensemble Action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3]
|
Morphology |
Simple : |
omba |
Imperative : |
mba |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
omba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1]
|
Explanations in French | Action de couvrir, d'envelopper Action de protéger [1.3]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
omba
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
inoana
[1.78]
|
|
Entry |
omba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny Olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78]
|
|
Entry |
omba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Sangomby [1.78]
|
|