|
|
|
|

Entry1  ombalahy tsy mihosy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ireo ombalahy tsy mety hampihosena fa mandositra; enti-milaza olona kamo, tsy mety miasa
Explanations in French  4  [2.415#6767] Boeuf qui ne piétine pas les rizières. Les paresseux.
Elementary words  5  ombalahy, tsy, mihosy

Updated on 2024/12/07