Entry olombelona (olona, velona)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
¶ Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [Rajemisa 1985]
English definition a mortal man; mankind [Hallanger 1973]
French definition homme mortel; l'humanité en général [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 

Entry Olombelona
Part of speech name (book or play title)
Subtitle essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar.
Author Dubois Robert
Publishings 1978. L'Harmattan. Pages: 157.
Tables and plates All the titles

Updated on 2020/04/19