Entry Ohabolana vaovao
Part of speech name (book or play title)
Malagasy definition navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [Rahajarizafy 1988]
Author Ratsimbazafy Louis, 1948
Tables and plates All the titles

Updated on 2020/07/31