Entry Ohabolana vaovao
Elementary words ohabolana ; vaovao
Part of speech name (book title)
Explanations in Malagasy Navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [2.299]
Author Ratsimbazafy Louis, 1948
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/06/12