Entry Ohabolana Tantsiraka
Elementary words ohabolana ; tantsiraka
Part of speech name (book title)
Explanations in Malagasy Navoakan' i Philippe Rakotoson tamin' ny taona 1962. Misy ohabolana Antandroy 111, ohabolana Antanosy 198, ohabolana Bara 20, ohabolana Mahafaly 64, ohabolana Sakalava 36, ohabolana Tsimihety 358, ohabolana Antaisaka 16. Voalahatra araka ny abidia ny ohabolana isam-poko, voazava ny teny aman-kevitra mety tsy ho azo. Ary amin' ny fizahan-takila, dia voatoro ny ohabolana isam-poko mifandray hevitra. Ankoatran' izany, dia mbola voatsimpona indray ny teny tsirairay hita amin' ireo ohabolana rehetra ao ka voatondro ny takila sy ny ohabolana misy azy. [2.299]
Author Rakotoson Philippe, 1962
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/06/11