|
|
|
|

Entry (1/2)1  ohabolana
Elementary words  2  ohatra, volana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana)
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] a proverb
6  [1.2] an adage, a trite saying
Explanations in French  7  [1.8] proverbe
Examples  8  dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48]
Vocabulary  9  Literature: (in general)
Synonyms  10  fitenenana
Titles  11  Du Ohabolana au Hainteny (Domenichini-Ramiaramanana Bakoly)
12  Ny Ohabolana Malagasy (Rahajarizafy Antoine (s.j.))
13  Ny Ohabolan' ny Ntaolo (Cousins William Edward)
14  Ohabolana ()
15  Ohabolana Betsimisaraka (Samson Robert)
16  Ohabolana Betsimisaraka (Laimijay Joël)
17  Ohabolana Malagasy (Rinarasoa Estine)
18  Ohabolana malagasy (Ny Onja)
19  Ohabolana ou Proverbes Malgaches (Houlder J.A.)
20  Ohabolana sy fomba fiteny (Ramaroson Léonard)
21  Ohabolana Tantsiraka (Rakotoson Philippe)
22  Ohabolana vaovao (Ratsimbazafy Louis)
23  Ohabolana voalamina (Ratatamo)
Tables and plates  24  PROVERBS
Illustrations 
25  26  27 
28  29  30 
31 

Entry (2/2)32  Ohabolana
Elementary words  33  ohabolana
Part of speech  34  name (biblical book)
Explanations in Malagasy  35  [1.38] Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly
Explanations in English  36  [2.996] Proverbs: one of the books of the Bible
Explanations in French  37  [2.996] Proverbes: un des livres de la Bible
Vocabulary  38  Holy Scriptures

Anagrams  39  hobalanao, ohabolana

Updated on 2023/06/27