Entry ny ankabeazany (ny, betsaka)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay
Mitovy hevitra: ny ankabetsahany ~ ny ankamaroany [Rajemisa 1985]
Explanations in English most of, the majority [Hallanger 1973]
Explanations in French la plupart, la majorité [Hallanger 1974]
Other spellings 

Updated on 2021/10/09