Entry ankabeazany (be)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay
Mitovy hevitra: ankabetsahany ~ ankamaroany [1.1]
Explanations in French Grande quantité, majorité, la plupart [1.5]
Examples 
1Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. [1.38]
2Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472]
3Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471]
Morphology 
Simple : ankabeazany, ankabeazan', ankabeazan-, ankabeazan-
Compound words 
Other spellings 

Updated on 2023/01/05