|
|
|
|

Entry1  nosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1]
Explanations in English  4 an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2]
5 an island [1.7]
Explanations in French  6 île [1.3#455, 1.8]
Examples  7  sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#]
8  nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139]
9  Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554]
Vocabulary  10  Geography: (in general)
All compound words  11  13 combinations of that word
Proverbs  12  Proverbs containing that word
Illustrations 
13  14  15 
16  17  18 

Anagrams  nosy, 19 Sonì, 20 sony, Sony

Updated on 2025/12/25