Entry nitana > mitana (tana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy
Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy
Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano
Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao
Mitahiry: Mitana lolompo
Mitovy hevitra: mamahatra ~ mamikitra ~ mihazona ~ mitangazona ~ mitangozana [1.1]
Explanations in English To lay hold of; to hold; to arrest (of police) [1.7]
Explanations in French Retenir, saisir [1.3, 1.8]
 Garder, arrêter [1.3]
 Arrêter (se dit de la police) [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Tenir, retenir, saisir [1.405]
Morphology 
Present : mitana
Past : nitana
Future : hitana
Imperative : mitanà
Compound words 

Entry nitana > mitanà (tana)
Part of speech imperative of active verb mitana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Entry nitana > itanana (tana)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Ny heloky ny ratsy fanahy dia mahazo ny tenany ihany, Ary ny kofehin' ny fahotany no itanana azy Ny ratsy fanahy mihitsoka amin' ny ratsy nataony, ny famatoran' ny fahotany ihany no maningotra azy; [2.996]
2Ny teny hoe "fanekena" anefa dia milaza zavatra atao, na toe-pahalalana, izay andraisana sy anekena ary itanana ho marina ilay zavatra, noho ny maha-toe-pon' ny olombelona ny mitsara zavatra ho marina araka ny toetra isehoany. [2.285]
Morphology 
Present : itanana, itanako, itananao, itanany, itanantsika, itananay, itananareo, itanan', itanan-, itanam-, itana-
Past : nitanana, nitanako, nitananao, nitanany, nitanantsika, nitananay, nitananareo, nitanan', nitanan-, nitanam-, nitana-
Future : hitanana, hitanako, hitananao, hitanany, hitanantsika, hitananay, hitananareo, hitanan', hitanan-, hitanam-, hitana-
Imperative : itano

Anagrams 

Entry nitana > itana (ita)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Robohina mba hankanesana erỳ an-dafin-drano; vikinina mba hahatongavana erỳ an-dafin-kady: Sarotra itana itỳ rano itỳ izany fa lalina / Mora itana ve io hady io? [1.1]
Explanations in English To be crossed, as a river, a valley, etc. [1.7]
Explanations in French Qu'on passe, qu'on traverse, qu'on franchit. Mora itana ny rano eto (il est facile de passer la rivière ici) / Sarotra itana io hady io (il est difficile de franchir ce fossé) [1.3]
 Qu'on traverse, comme une rivière, une vallée, etc [1.8]
Morphology 
Present : itana, itako, itanao, itany, itantsika, itanay, itanareo, itan', itan-, itam-, ita-
Past : nitana, nitako, nitanao, nitany, nitantsika, nitanay, nitanareo, nitan', nitan-, nitam-, nita-
Future : hitana, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-, hita-
Imperative : itao
Compound words 

Entry nitana > itana (ita)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Morphology 
Present : itana, itako, itanao, itany, itantsika, itanay, itanareo, itan', itan-, itam-, ita-
Past : nitana, nitako, nitanao, nitany, nitantsika, nitanay, nitanareo, nitan', nitan-, nitam-, nita-
Future : hitana, hitako, hitanao, hitany, hitantsika, hitanay, hitanareo, hitan', hitan-, hitam-, hita-
Imperative : itao

Anagrams