Entry ngonongonona (ngonona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [Rajemisa 1985]
Explanations in English a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [Richardson 1885]
Derivations 
Synonyms ngonona

Updated on 2020/07/31