Entry ngonona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy. [Rajemisa 1985]
Explanations in English a low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms ngonongonona

Updated on 2020/07/31