|
|
|
|

Entry 1  NewsMada
Subtitle  2  Les Actus de Madagascar
Part of speech  3  name (newspaper)
Vocabulary  4  Publishers, newspapers
Author  5 0
Excerpts  6 2013/02/05 Ho fankalazana ny Andro iraisam-pirenena Unesco momba ny tenin-dreny, mikarakara velakevitra ny Akademia Malagasy. Anisan'ny lohahevitra ifantohan’izany ny hoe « ny fandrafetana ny abidia ho an’ny teny malagasy », hotanterahina ny 7 febroary izao, etsy amin’ny Akademia Malagasy etsy Tsimbazaza.
7 2013/08/06 Nanohana ny Mitsinjo ny fanjakana finlandey, ny taona 2011, nambolen-kazo tamin’ ny velaran-tany 25 ha.

Updated on 2026/03/04