|
|
|
|

Entry1  abidia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 jereo abidỳ [0]
Examples  4  Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia. [2.643#]
5  Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana? [2.503#]
6  Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia. [4.27#]
Other spellings  7 abede, abedia
All compound words  8 araka ny abidia
Quotes  9  Texts mentioning that word
Tables and plates  10  run="abidia" label='abd' />Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia.Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana?Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia.bad url m:alt run="http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=284">Samoela Andriani: Ny abidia malagasy: adihevitra

Updated on 2026/02/26