Entry mpitantara (tantara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Celui qui raconte [1.3]
 Conteur, traditioniste [1.5]
Examples 
1Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy. [2.528]
2Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany. [2.508]
3Rehefa tonga teo andrefan-tanànan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty; [2.588]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20