Entry tantara
Part of speech noun
Malagasy definition Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena
¶ Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [Rajemisa 1985]
English definition a story, a tale [Hallanger 1973]
French definition histoire, conte; l'histoire [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
tantara
tantarako
tantaranao
tantarany
tantarantsika
tantaranay
tantaranareo
tantaran'
tantaran-
tantaram-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 14]
2Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [Callet: Tantara, page 8]
3Ny mba tantaran' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [Andraina: Mitaraina, page 224]
Quotes 

2017/07/28