Entry mpiasam-panjakana (asa, zaka)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka [1.1]
Explanations in English A government functionary [1.7]
Explanations in French Fonctionnaire [1.8]

Updated on 2020/07/31