|
|
|
|

Entry1  mpanoratra
Root  2  soratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany
Explanations in English  5  [1.17] writer
Explanations in French  6  [1.3] écrivain, dessinateur
Examples  7  Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [2.48]
8  Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [2.471]
Morphology 
9  Simple :
Tables and plates  10  Pseudonyms of Malagasy writers

Updated on 2023/01/20