Entry mpankasitraka (sitraka)
Part of speech noun
Morphology 
mpankasitraka
mpankasitrako
mpankasitrakao
mpankasitrany
mpankasitratsika
mpankasitrakay
mpankasitrakareo
mpankasitrak'
mpankasitra-
mpankasitraky
Examples 
1Raha efa tapa-kevitra hanenjika ny mpivavaka Ranavalona, nisy ny mpomba ny heviny ary nisy ny tsy mpankasitraka. [Rahajarizafy: Kabary, page 74]
2Saika hivarotra ny fanjakana tamin' ny vazaha, hono, Radama, ka nisy namono, ary izay mibory misaona azy dia mpankasitraka, ka hotapahin-doha". [Andraina: Mitaraina, page 110]
Quotes 

Updated on 2015/10/01