Entry mpandroaka sarety
Elementary words mpandroaka ; sarety
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona mibaiko ny omby mitarika sarety [1.1]
Examples Indray andro, nisy mpandroaka sarety iray naman' I Dada nifanena tamin' ny fiarakodia iray tao atsimon-tanàna. [2.472]

Updated on 2023/04/16