Entry sarety
Part of speech noun
Malagasy definition Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety. [Rajemisa 1985]
English definition a bullock-cart [Hallanger 1973]
French definition charrette [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: charrette.
Compound words, titles, names 
Examples 
1Sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 14]
2Ho aiza ialahy fa tsy hitondra sarety tahaka andrain' ialahy ihany! [Andraina: Mitaraina, page 51]
Quotes 
Illustrations 

2013/06/11