|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpampitohy
Root  2 tohy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra (tsara sy fy), matoanteny roa (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany (nomena valisoa izy satria nianatra tsara)
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
6 zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa [1.13]
Explanations in English  7 coordinating conjunction [3.1]
Explanations in French  8 conjonction de coordination [1.13]
Examples  9  tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana. [2.314#]
Vocabulary  10  Linguistics
All compound words  11 mpampitohy fehezan-teny
Tables and plates  12  All the conjunctions

Entry (2/2)13  mpampitohy
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15 forongo mpanelanelana [1.13]
Explanations in French  16 pièce intermédiaire
17 connecteur [1.13]
Vocabulary  18  Technology
All compound words  19 mpampitohy mivolombatolalaka

Updated on 2025/12/08