Entry mosavy
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra ataon' olona mety hanimba na hahafaty noho ny poizina na ny herin' ny ratsy ao aminy; vorika
Mitovy hevitra: famorehana ~ fanafody ~ ody ~ raodia ~ tolak' olona ~ tsongodia ~ voankanina ~ vorika [Rajemisa 1985]
English definition witchcraft; a spell cast on someone [Hallanger 1973]
French definition maléfice, sortilège [Hallanger 1974]
Derivations 
Quotes 

2017/07/03